FORMATION D'EMPLOI

20-05-2024

Formation Excel Avancé durée 10h, 2h/j.
Programme:
-Filtre
-Sous totaux
-Tableau cro [Lire_la_suite...]
20-05-2024

Fampianarana combat libre hoany Ankizy lahikely na vavy kely.
Aza misalasala miantso ny Tél : 0348730 [Lire_la_suite...]
20-05-2024

TE HO LASA COMPTABLE VE ENAO NA AIDE COMPTABLE NA ASSITANT(E) COMPTABLE ?
FORMATION PRATIQUE EN COMPTABIL [Lire_la_suite...]
20-05-2024

Salama tompoko!

Tongasoa eto amin’ny Orinasa Konsay. Konsay dia orinasa misahana mahakasika ny conseils et services.
Maro ny activités ataon’ny orinasa Konsay anisan’izany ny service EE (Emploi et Entrepreneurial) misy ato aminay.
Io service io dia misahana ary manome tosika ireo sahirana amin’ny fitadiavana asa.

- Ampiana izy amin’ny lafiny fanamboarana CV
- Ampiana izy eo amin’ny fanaovany lettre de motivation
- Ampiana izy eo amin’ny tokony atao amin’ny entretien
- Ary ampiana izy ka ho raisina ny CV any ka izahay no mametraka izany any amin’ny orinasa tokony ho sahaza izany amina orinasa maro.
Izany hoe: tsy izahay akory no anome asa izay mitady, fa manoro sy mandray an-tanana ny CV anao ka alefanay amin' ny orinasa maro.

Satria anisan’ireo Tanjona ato amin’ny orinasa Konsay ny ampihena ny tahan’ny olona tsy miasa eto Madagasikara.
Tonga anome tanana izahay, ary tonga hifanampy.

Mankasitraka.
[Réduire]
20-05-2024

Fampianarana hoany ankizy na lahy na vavy 5 taona miakatra , combat libre- jeet kune do-combat de rue, pancrac [Lire_la_suite...]
20-05-2024

FAMPIANARANA KABARY AMPITAIN-DAVITRA

- Te hahay kabary ve ianao ?
- Sa te handalina kokoa ? [Lire_la_suite...]
20-05-2024

Mampianatra Danse Ho anao saro kenatra,mba te ahay mandihy toy ny olona rehetra nefa tena ts mahay mints misy [Lire_la_suite...]

AGTF©2020